Teny iditra fisarihana (sarika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Attraction, tirage [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11