|
|
|
|

Teny iditra1  fisasana
Fototeny  2  sasa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fanadiovan-tena amin'ny rano, fidiovana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] action de se laver, lavage.

Fivaditsoratra  6  fisasana, sasafiña

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21