|
|
|
|

Teny iditra1  fisasasasa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany.
4  [1.78] [Bezanozano] tabataba
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] bruit léger de la pluie, des feuilles agitées par le vent.
Fototeny  6  sasasasa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11