Teny iditra | fisavasavana (savasava (sava)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana na fampihatahana izay manelingelina: Ny fisavasavana ny raviny, hoy ny ohabolana iray, no ahitana ny fotony [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisavasavana, fivasavasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |