Teny iditra fisavembena (savembena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona misavembena na mivezivezy, mivoivoy; toetran' ny zavatra misavilivily, mikapilipily [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05