|
|
|
|

Teny iditra1  fisazohana
Fototeny  2  sazoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12