Teny iditra fisefosefoana (sefosefo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31