Teny iditra | 1 fiselontselonana |
Fototeny | 2 selontselona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandalondalovana, fivezivezena eo anoloan'olona: Sady tsy fahalalam-pomba no fanelingelenana ny sasany ny fiselontselonana eo anoloany. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |