Teny iditra | 1 fiseloselo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina miselisely na miseloselo, izany hoe mandalo na mipetraka eo anoloan' olona mba hanelingelina azy |
Fototeny | 4 seloselo |
Tovy hevitra | 5 fiselisely |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |