Teny iditra fisembanana (sembana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandalovana miserana, fiseranana: Ny fisembanan'izany hevitra izany tao an-tsaiko no anton'ny niantsoako anao. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31