Teny iditra fisendahana (sendaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05