| Teny iditra | 1 fisendahana |
| Fototeny | 2 sendaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
5 Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|