|
|
|
|

Teny iditra1  fisiahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka.
Fototeny  4  siaka

Fivaditsoratra  5  fisahiana, fisaihana, fisiahana, hasafinay, ifisahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21