|
|
|
|

Teny iditra1  fisiaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina misiaka, mamoaka feo kely mikiririoka amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify.
Fototeny  4  siaka

Fivaditsoratra  5  fisaika, fisiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21