Teny iditra fisiaka (siaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misiaka, mamoaka feo kely mikiririoka amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23