Teny iditra fisikinana (sikina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] fitafiana [Rakotosaona 1972]
 Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
¶ Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [Rajemisa 1985]
Lahatsoratra 

2019/12/12