Teny iditra (1/2) | 1 fisilaka |
Fototeny | 2 silaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetra na fomban' ny zavatra misilaka, mielaka, misy ahafahana kely |
Teny iditra (2/2) | 5 fisilaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Bezanozano]
fofy |
Fivaditsoratra | 8 fisalika, fisilaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |