|
|
|
|

Teny iditra1  fisingorana
Fototeny  2 singotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
5 Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08