Teny iditra fisitisity (sitisity)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana.
Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05