|
|
|
|

Teny iditra1  fisitisity
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana.
Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy.
Fototeny  4  sitisity

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11