Teny iditra fisitrihana (sitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20