|
|
|
|

Teny iditra1  fisitrihana
Fototeny  2  sitrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela.

Fivaditsoratra  5  fisitrihana, fitsirihana, hifanisitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21