|
|
|
|

Teny iditra1  fisiviana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] le partage en neuf parties
Fototeny  5  sivy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11