|
|
|
|

Teny iditra1  fisodihana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  sodika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] action de séparer les fibres, défibrage

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12