Teny iditra fisoitra (soitra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny afo tsara.
Azo soirina [1.1]

Teny iditra fisoitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Corne pointue. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05