Teny iditra | fisokaka (sokaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra misokaka, izany hoe tsy miady mitsetaka tsara fa mihataka etsy sy eroa, na misokatra be. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikasoka, fisokaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |