Teny iditra | 1 fisokitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina misokitra na manao sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo. |
Fototeny | 4 sokitra |
Fivaditsoratra | 5 firitsoka, fisokitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |