Teny iditra fisolafahana (solafaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31