| Teny iditra | 1 fisolafahana |
| Fototeny | 2 solafaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
5 Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|