|
|
|
|

Teny iditra1  fisolana
Fototeny  2  sola
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fanakakasana ny loha tsy hisy volo: anisan'ny dingana voalohandohany amin'ny firosoana ho pretra ny fisolana taloha.

Fivaditsoratra  5  fisolana, solafany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21