Teny iditra fisolanga (solanga)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby somary mankany ivoho ny lohany. [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2009/02/23