Teny iditra | fisolanga (solanga) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran'ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby somary mankany ivoho ny lohany. [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |