|
|
|
|

Teny iditra1  fisoloana
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#623] L'action de remplacer, le remplacement, le motif
Ohatra  6  Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra. [1.369#]
7  Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472#159]

Fivaditsoratra  8  fisoloana, ilofosana, lofosanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21