Teny iditra | fisolotihana (solotika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fahalotoana mitsaporetika, fisiana tsikoko miaraka amin'ny menaka: Ny fisolotihan'ity zaza ity no tsy andraisan'ny mpampianatra azy hiditra hianatra. [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |