Teny iditra | 1 fisomedika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 somedika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |