Teny iditra fisomidika (somidika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05