Teny iditra | 1 fisomidika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 somidika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |