Teny iditra fisonanahana (sonanaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05