| Teny iditra | 1 fisonanina |
| Fototeny | 2 sonanina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina misonanina na mipetraka milamina ary amim-pahamendrehana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 état de celui qui est assis tranquillement
[1.3#628] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|