Teny iditra fisondrotra (sondrotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misondrotra, miakatra ambony, misavoana, na mitombo, miakatra voninahitra (jer. Fisondrotana). [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fisondrotana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31