Teny iditra | 1 fisononohana |
Fototeny | 2 sononoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana. Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. |
Tovy hevitra | 5 fisononoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |