|
|
|
|

Teny iditra1  fisoratana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  soratra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana
Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy

Fivaditsoratra  5  fisoratana, nasafotray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21