Teny iditra | 1 fisosona |
Fototeny | 2 sosona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |