Teny iditra | fisosonana (sosona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisiana sosona na zavatra manampy avy ao anatiny: Ny fisosonan' ny akanjo dia mahatonga azy hafana sy matevina [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisonasona, fisosonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |