|
|
|
|

Teny iditra1  fisosososoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala: Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra.
Fototeny  4  sosososo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11