|
|
|
|

Teny iditra1  fisotroana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao.
Fototeny  4  sotro

Fivaditsoratra  5  anatsofory, fanatorosy, fisotroana, nafositrao, tsoforanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21