Teny iditra | 1 fisotroana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 sotro |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. |
Fivaditsoratra | 5 anatsofory, fanatorosy, fisotroana, nafositrao, tsoforanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |