Teny iditra | fitabàna (taba) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanakorontanana; fihinanan-javatra ka miosanosana eo am-pihinanana. [Rajemisa 1985] | |
Famaritana frantsay | L’action de saisir avec avidité, de bouleverser, la cause [Abinal 1888] | |
2016/08/22 |
![]() |