Teny iditra fitaboretahana (taboretaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana mitaboretaka, izany hoe tsy miarina tsara fa miboretaka, toa mifotetaka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23