Teny iditra fitaboretaka (taboretaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran'ny olona mipetraka mibotetaka, tsy miarina tsara fa toa miretaka, mifotetaka. [Rajemisa 1985]

2009/02/23